Presentation

- - - - Nanomboka tamin'ny taona firy Jenny no nihira? fanontaniana matetika hapetrakin'ny olona izany, Tsorina fa i Jenny dia mihira hatramin'ny fahazazany, kanefa na dia tao aza izany fitiavany mihira izany dia tsy mbola nanana eritreritra ny ho lasa Mpihira matianina toy izao izy.

- - - - Nony taty aoriana anefa , (01 12 2008) dia nanampan-kevitra ny hihira izy, ka dia rafitra avy hatrany ny famoronana ireo tonon-kira, ny sora-dihy sy ny sisa,nohon'ny finiavany sy ny fitiavany ny zava-kanto dia tafavoaka ny album audio mitondra ny lohan-teny hoe "TEGNATIA" ifangaroan'ny gadona samy hafa, fa saingy mivoitra ao anatin'io ny Mozika mafana, izay mampiavaka manokana an'i Jenny. ny 17 01 2009 izay nahitana hira miisa 07.Tsy naharitra ela fa nivoaka avy hatrany ny VCD ny 06 03 2009 .

Amin'izao ora hanokafanay ity tranon-kala ity ho an'azy izao dia efa manana Groupe i Jenny, ary efa tafa-paka any ambavan'ny Mpihaino ny hirany.

 

  PAROLES

     Miangotiagna

     Zandriko

     Fosafosa

     Zanaka mila ...

     Tegnatia

     Vola

     Fialognana

     Video

Copyright © 2009 Jenny : Tel. 00 261 33 06 557 55 - 00 261 40 824 20 - E-mail: jennilahrazafi@yahoo.fr

This Site is Powered by : Lemah